Salamo 37:39-40

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ity misy faniriana:
« Fa ny famonjena ny marina dia avy amin’i Jehovah; fiarovana mafy ho azy amin’ny andro fahoriana Izy.
Ary Jehovah mamonjy azy sy manafaka azy; eny, manafaka azy amin’ny ratsy fanahy Izy ka mamonjy azy, satria nialoka taminy izy » (Sal 37,39-40)
Ho aminao sy ny ankohonanao ary ho an’ny Malagasy anie izany. Amen.
Ny Mpitandrina