Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hidera ny Tompo isika manao hoe:
« Omenao ahy ny ampingan’ny famonjenao; ny tànanao ankavanana no manohana ahy, ary ny fahamoram-panahinao no mahalehibe ahy.
Halalahinao ny làlana hodiaviko, ka tsy mangovitra ny hatotongotro » (Sal 18,35-36).
Miaro ny olony ny Tompo. Amen.
Ny Mpitandrina