Finaritra.
Tsara antoka ny fiainan’izay tantanana sy arovan’ny Tompo.
Jereo ange:
« Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika? » (Rom 8,31b)
Amen.
Ny Mpitandrina