Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Fiarovana lehibe ho antsika ny Tenin’ Andriamanitra.
Diniho ange ity eh:
« Ny tenin’ Andriamanitra dia voadio avokoa; ampinga ho an’izay mialoka aminy izy » (Oha 30,5)
Ry havana, mazotoa mamaky Baiboly.
Ny Mpitandrina