Salamo 32:8

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo aminao amin’izao herinandro vaovao izao:
« Hanome saina anao sy hampianatra anao izay làlan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho » (Sal 32,8)
Mirary herinandro feno fahombiazana ho anao, miaraka amin’i Jesoa. Amen
Ny Mpitandrina