Ohabolana 14:26

Finaritra.
Arovan’ny Tompo ny taranaky ny matahotra Azy.
« Ny fahatahorana an’i Jehovah dia fiarovana mahatoky. Ary ny zanany hahazo fialofana » (Oha 14,26)
Amen.
Ny Mpitandrina