Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Sady manafaka no mamonjy ary miaro ny Tompo.
Hoy Izy:
« Ary hataoko manda varahina mirova ho amin’ity firenena ity ianao; hiady aminao izy, nefa tsy hahaleo anao; fa momba anao hamonjy sy hanafaka anao Aho, hoy Jehovah » (Jer 15,20)
Mpandresy ianao ka mahereza.
Ny Mpitandrina