Finaritra.
Amin’izao herinandro vaovao izao dia hoy ny Tompo aminao:
« Eny, hatramin’izany andro izany Izaho no Izy, ary tsy misy maharombaka amin’ny tànako; miasa Aho, ka iza moa no mahasakana izany »
(Isa 43,13)
Amen.
Ny Mpitandrina