Ezra 8:22b

Finaritra.
Raha nijoro vavolombelona mikasika ny fitantana sy ny fiarovan’ny Tompo i Ezra, dia hoy izy:
« Ny tànan’ Andriamanitray mahasoa izay rehetra mitady Azy; fa ny heriny sy ny fahatezerany kosa mamely izay rehetra mahafoy Azy » (Ezra 8,22b).
Mazotoa ary mitady ny Tompo, dia ho tonga aminao koa izany. Mahereza.
Ny Mpitandrina