Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa tsy ankasitrahan’ny Tompo ny natao, dia toy izao nataony tamin’i Babylona izao no hiseho:
« Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro:
Ny manda malalaka any Babylona dia horavana tokoa hatramin’ny fanorenany, ary ny vavahadiny avo hodorana amin’ny afo. Ka dia ho nisasatra foana ny firenena, ary olona ho nisasatra ho an’ny afo ka ho reraka » (Jer 51,58)
Tandremo fa tsy miaro ny ratsy ny Tompo.
Ny Mpitandrina