Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Sady miaro no mamonjy ny Tompo, ka hoy Izy:
« Ny anjelin’i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy » (Sal 34,7)
Mirary soa ho anareo.
Ny Mpitandrina