Finaritra.
Jereo fa na dia ny kely indrindra amin’ny vatantsika ary dia harovan’ny Tompo.
Hoy Jesoa:
« Nefa tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray eo amin’ny lohanareo aza » (Lio 21,18)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina