2Tantara 6:14b

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Zava-dehibe ny fiarahantsika miara-mandeha amin’ny Tompo satria mariky ny fiombonam-piainana amin’ny izany. Izy mantsy dia:
« Andriamanitra mitandrina ny fanakena sy ny famindrampo ho an’ny mpanompony izay mandeha eo anatrehany amin’ny fony rehetra » (2Tan 6,14b)
Mahereza.
Ny Mpitandrina