Ohabolana 8:20-21

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao no toe-panahin’ny olona miara-mandeha amin’ny Tompo:
« Amin’ny alehan’ny fahamarinana no izorako, dia ao amin’ny làlan’ny fitsarana marina, mba hampandovako harena izay tia ahy, sy hamenoako ny firaketany » (Oha 8,20-21)
Mivavaka isika mba tena hanao ny marina ny mpanara-dia an’i Jesoa rehetra.
Amen.
Ny Mpitandrina