Toriteny 14 Jolay 2024

Amin’ny anaran’i Jesoa no hiarahabana anareo amim-pifaliana.
« Miara-mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao » araka ny 1Kor 15,1-11no hotorina rahampitso alahady 14/07/2024. Ho antsika FKMA, dia fandraisana ho mpandray ny Fanasan’ny Tompo azy 5 mianadahy koa rahampitso, koa manasa anao mba ho tonga hiara-mivavaka.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina