Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Iza no hendry mba mahafantatra izany zavatra izany? Na manan-tsaina mba hahalala izany?
Fa mahitsy ny làlan’i Jehovah, ary ny marina no mizotra eny aminy; Fa ny mpanota kosa dia tafintohina eny aminy » (Hos 14,10)
Miara-dàlana amin’ny Tompo isan’andro isika amin’izao herinandro vaovao izao. Amen
Ny Mpitandrina