2Timoty 4:3-4

Finaritra.
Amin’ity herinandro ity isika dia hijery an’ireo mikasika ny tsy fiarahana mandeha amin’ny Tompo.
Fampitandremana:
« Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan’ny olona ny fampianarana tsy misy kilema; fa hangidihidy sofina izy, ka hamory mpampianatra ho azy araka ny filany; ary hampiala ny sofiny amin’ny teny marina tokoa izy ka hivily ho amin’ny anganongano » (2Tim 4,3-4)
Tandremo izany.
Ny Mpitandrina