Toriteny 28 Jolay 2024

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana rahampitso Alahady ny lohahevitra hoe:
Miara-mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao. Ny teny hotorina dia ny Deo 31,6:
« Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na manahy azy; fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy » (Deo 31,6)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina