1Petera 2:9

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Iza moa isika hasaina manamasina ny tenantsika io?
Hoy ny Tompo:
« Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjakà mpisorona, FIRENENA MASINA, olona nalain’ Andriamanitra ho an’ny tenany, mba hilazanareo ny hatsaran’ Ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga » (1Pet 2,9).
Hasehoy amin’ny fiainanao isan’andro izany.
Mahereza .
Ny Mpitandrina