Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Aoka ho masina ianareo, satria masina Aho, Jehovah Andriamanitrareo » (Lev 19,2b)
Izany no toriteny rahampitso, koa manasa anao hiangona.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina