2Korintiana 7:1

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ity misy torohevitra mba hahazoana manamasina ny tena:
« Koa raha manana an’ireo teny fikasana ireo isika ry malala, dia aoka isika hanadio ny tenantsika ho afaka amin’ny fahalotoana rehetra, na amin’ny nofo na amin’ny fanahy, ka hahatanteraka ny fahamasinana amin’ny fahatahorana an’ Andriamanitra » (2Kor 7,1)
Mahereza
Ny Mpitandrina