Finaritra.
Araraoty ny andro hahavelomana mba hanamasinana ny tena satria:
« Koa raha ho levona toy izany izao zavatra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin’ny fitondrantena masina sy ny toe-panahy arak’ Andriamanitra » (2Pet 3,11)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina