1Jaona 3:3

Fay miarahaba anareo ry havana.
Miala tsiny raha izao vao afaka mizara Soratra Masina.
Tena fiainantsika isan’andro ny « fanamasinan-tena » satria hoy ny Tompo:
« Ary izay rehetra manana izany fanantenana miorina aminy izany dia manadio ny tenany mba hadio tahaka Azy » (1Jao 3,3)
Mahereza
Ny Mpitandrina