Amin’izao herinandro vaovao izao, dia fifaliana ho anay ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Izao no lazain’ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masina no anarany: Ao amin’ny fitoerana avo sy masina no onenako, ary ao amin’ny torotoro fo sy manetry tena, hamelombelona ny fanahin’ny manetry tena sy hamelombelona ny fon’ny torotoro fo » (Isa 57,15)
Manamasina ny tenany ny mpino. Amen.
Ny Mpitandrina