1Tesaloniana 4:7

Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo amintsika anio:
« Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin’ny fahalotoana, fa amin’ny fahamasinana » (1Tes 4,7)
Amen.
Ny Mpitandrina