Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Fa izao no sitrapon’ Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadiananareo ny fijangajangana, mba samy hahafantatra izay hahazoanareo ny fanaky ny tenanareo avy, amin’ny fahamasinana sy ny voninahitra » (1 Tes 4,3-4)
Mahereza.
Tahin’ny Tompo
Ny Mpitandrina