2Korintiana 6:17

Finaritra.
Izao no lazain’ny Tompo mikasika ny fanamasinan-tena ataon’ny mpino:
« Koa mivoaha eo aminy ianareo, ka misaraha aminy, hoy Jehovah, ary aza manendry izay zavatra tsy madio, ary Izaho dia handray anareo » (2Kor 6,17)
Amen
Ny Mpitandrina