Hebreo 12:14

Finaritra.
Ity misy torohevitra ho antsika manamasin-tena:
« Miezaha mitady fihavanana amin’ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo » (Heb 12,14)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina