Salamo 139:23-24

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ity no tonom-bavaka iombonantsika manamasina ny tenany anio:
« Diniho aho, Andriamanitra ô, ary fantaro ny foko; izahao toetra aho, ary fantaro ny eritreritro; ary izahao na misy làlana mampahory ato anatiko, dia tariho amin’ny làlana mandrakizay aho » (Sal 139,23-24)
Amen.
Ny Mpitandrina