Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany no hiarahabana anareo.
Hoy Daniela:
« Ary izy mpanjaka mihitsy no handroboka ny olona hitsipaka ny fanekempihavanana amin’ny fandokadokafana. Nefa ny olona izay mahalala an’ Andriamaniny dia hiorina mafy amin’ny fanaony » (Dan 11,32 DIEM)
Miavaka ny mpino manamasin-tena sy ny tsy manao an’izany.
Mahereza.
Ny Mpitandrina