Toriteny 8 Septambra 2024

Faly miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Miorina amin’ny finoana ny mpino: ny tenin’i Jesoa ao amin’i Lio 17,6 no hakana ny Toriteny.

Hoy Jesoa: « Raha manana finoana na dia hoatra ny voan-tsinampy aza ianareo, dia azonareo lazaina amin’io vorihazo io hoe: Miongota, ary aoka hambolena ao anatin’ny ranomasina, dia hanaiky anareo izy » (Lio 17,6)

koa manasa anareo mba ho tonga, sady misy ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo.
Tahin’ny Tompo
Ny Mpitandrina