Vaovaom-piangonana 15/12/2024

SAMPANA:

SEKOLY ALAHADY:
Ny famerenana farany (répétition générale) ny Hazo Noely dia hatao ao aorian’ny fanompoam-pivavahana maraina ka hatramin’ny 4h30 tolakandro. Entanina mba ho tonga daholo ny ray aman-dreny hitondra ny zanany.

SAMPANA VEHIVAVY:
Vita soa aman-tsara ny fivoriana fanao isam-bolana omaly sabotsy 14/12/2024. Isaorana ny tokantrano nandray sy ny tonga rehetra.

ANTOKOM-PIHIRA :
Famerenan-kira ny sabotsy 21/12/2024 amin’ny 5 ora eny am-piangonana Plateau

ASA

  • Fianarana katekomena dia ny sabotsy amin’ny 2 ora eny am-piangonana,
  • Miato ny Cellule de prière sy ny Étude biblique noho ny fialan-tsasatry ny Noely

An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen