Tontonsa soamantsara tamin’ny Alahady faha 22 Janoary 2023 teo ny fihaonana voalohany tamin’ity taona 2023 nataon’ny sampana STS (Skoto Tranainy & Sakaiza ). Natao tamin’io fotoana io ny fifampiarahabana tratry ny taona 2023 ny mpikambana .
Hisaorana ny fianakaviana nampiantrano sy ireo mpikambana maro be nanotrona.
