Alahadin’ny Baiboly ny 12 febroary 2023.
Ny fampianarana atao amin’izany dia mikasika ny « Fitoriana ny Filazantsara ».
Hoy i Jesoa:
« Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza » (Mat 23,15)
Samia tahian’ Andriamanitra. Amen.
Ny Mpitandrina