Ny lohahevitry ny volana Martsa dia:
« Mamerina ho amin’ny fahamarinana ny Tompo »
Ny teny ho torina rahampitso Alahady 05/03/2023 dia “Hoy i Jesoa: Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’izay manenjika anareo » Mat 5,44
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina