Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Ny fahefan’ny tenin’ Andriamanitra » no lohahevitra volana Febroary ka ny Jao 12,47 no hotorina rahampitso Alahady 19/02/2023 manao hoe:
« Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao »
Ho aminareo ny fiadanan’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina