Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hifarana rahampitso ny lohahevitra hoe: Tsenao amin’ny fiaviany ny Tompo. Inoana ry havana fa nandraisantsiķa fanapahan-kevitra lehibe izany, amin’izao fiainana mandalo izao.
Hoy ary ny Tompo anio:
« Miomàna hihaona amin’ny Andriamanitrao, ry Israely ô. (Amosa 4,12b)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina