Ankalazao Andriamanitra

Amin’izao herinandro vaovao izao dia fifaliana ho anay hatrany ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Zavatra roa no ankalazana an’ Andriamanitra:

  1. Raha mamoha be isika rehefa mikambana amin’i Jesoa,
  2. Tonga mpianatra matoky isika.
    Mahereza.
    Tahin’ny Tompo.
    Ny Mpitandrina