Apokalipsy 20:4

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny Apok 20,4 dia milaza ny fiafarana tsara ho an’izay rehetra niara-nandeha tamin’ny Tompo nandritra ny fahavelomany:
« velona izy ka niara-nanjaka tamin’i Kristy arivo taona »
Samia tahin’ Andriamanitra.
Ny Mpitandrina