Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Izay rehetra mijoro amin’ny finoana hatramin’ny farany, dia mandray valim-pitia lehibe.
Hoy i Jesoa:
« Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin’ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka tamin’ny Raiko eo ambonin’ny seza fiandrianany » (Apok 3,21)
Tano mafy ny finoana ry havana. Amen.
Ny Mpitandrina