Apokalypsy 14:12

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tao anatin’ny fanenjehana mafy dia hitan’ny Tompo ny fiorenan’ny finoan’ny mpino, ka hoy Izy:
« Indro ny faharetan’ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin’ Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesoa » (Apo 14,12)
Mivavaka isika, mba hanana faharetana amin’ny fiorenana amin’ny finoana an’i Jesoa.
Amen
Ny Mpitandrina