Apokalypsy 22:12

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ho antsika miomana hitsena ny fiavian’ny Tompo, dia tsara raha atao ao an-tsaina mandrakariva ity tenin’i Jesoa ity hoe:
« Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany » (Apok 22,12)
Azy irery ny voninahitra. Amen.
Ny Mpitandrina