Apokalypsy 5:13b

Finaritra.
Amin’izao fiandohan’ny herinandro izao, dia handeha hiaraka hankalaza ny Mpamonjy isika manao hoe:
« Ho an’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana sy ho an’ny Zanak’ondry anie ny saotra sy ny haja sy ny voninahitra ary ny fanjakana mandrakizay mandrakizay » (Apo 5,13b)
Mirary herinandro sambatra ho anareo, miaraka amin’i Jesoa. Amen.
Ny Mpitandrina