Asa 1:8

Finaritra.
Hoy i Jesoa:
« Fa hahazo hery hianareo amin’ny hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran’i Jodia sy Samaria ary hatramin’ny faran’ny tany » (Asa 1,8)
Asehoy amin’izay ataonao rehetra i Jesoa, fa izany no nanomezany ny Fanahy Masina.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina