Asa 3:8-10

Finaritra.
Rehefa natsangan’i Petera sy Jaona ity lehilahy malemy sy mpangataka ity, dia niantsambotsambotra sy nidera an’ Andriamanitra ary hitan’ny olona rehetra izany (Asa 3,8-10).
Ianao koa dia manana anjara amin’ny fankalazana ny Mpamonjy noho izay rehetra nataony taminao.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina