Asan’ny Apostoly 9:19b-20

Finaritra.
« Ary Saoly nitoetra andro vitsivitsy teo amin’ny mpianatra tany Damaskosy. Ary niaraka tamin’izay dia nitory teo amin’ny synagoga izy ka nilaza an’i Jesoa fa Zanak’ Andriamanitra » (Asa 9,19b-20)
Mitandrema fa misy ankehitriny sahy mitory fa izy (olombelona) no mesia mpanjaka.
Tahin’i Jesoa ianareo. Amen.
Ny Mpitandrina