Aza mitsara olona…

« Aza mitsara olona, dia tsy hotsarain’ Andriamanitra ianareo; fa araka izay fomba hitsaranareo olona ihany no hitsaran’ Andriamanitra anareo koa, ary araka izay fomba hamaranareo ho an’olona ihany no hamaran’ Andriamanitra ho anareo koa » (Mat 7,1-2 DIEM)
izany no hodinihantsika amin’ny Étude biblique androany hariva amin’ny 7 ora.
Samia hotahin’ Andriamanitra. Amen
Ny Mpitandrina