Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny fahamasinana sy ny fanaovana ny sitrapon’ny Tompo no anisan’ny fanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra, araka ny teniny manao hoe:
« Aoka ho tanteraka amin’i Jehovah Andriamanitrao ianao » (Deo 18,13)
Lehibe ny voninahitr’ Andriamanitra.
Ny Mpitandrina