Deoteronomia 25:35-36

Fifaliana hatrany ny miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Eo am-piandrasana ny fiavian’ny Tompo, dia manana adidy isika hamonjy ny mahantra sy ny sahirana.
Hoy ny Tompo:
« Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao izay miara-monina aminao ka reraka, dia vonjeo izy, ka aoka mba ho velona eo aminao tahaka ny vahiny sy mpivahiny izy. Aza maka zana-bola na tombony aminy; fa mahora an’ Andriamanitrao, mba ho velona eo aminao ny rahalahinao » (Deo 25,35-36)
Mahereza.
Ny Mpitandrina