Deoteronomia 26:16

16ANIO no andidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hanaraka ireo didy sy fitsipika ireo; koa tandremo sy araho amin’ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ireo

Deoteronomia 26:16